Raiso Tompo (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay Ianao ry Jesoa, izahay miaramilanao
Hanao izay sitrakao, fkabovix koa mangata-pitahiana aminao
Lehibe ny voninahitrao, Masina mahery Ianao
Toky Zokinay, Ianao Jesoa
Eo aminao ny fanahinay
Raiso Tompo ô! Ny vavakay
Tolory hery fa osa izahay
Mora diso mpanota avokoa
Tantanonao fa be sitrapo
Fiainam-baovao no nomenao, ny Rà-nao nanasana anay.
Hazo fijaliana nolanjainao, no tianay mba zakaina izao.
Nefa ireo ratsy fanahy, mitarika hanaratsy Anao
Ka harotsahy ny hery mba ho sahy, ireto miaramila miankina aminao
Sesehena tokoa ny fitavanao, maro koa ireo zava-tsoa nasehonao
‘Reo marary lwmgizq efa nositraninao. Ny halotoanay nodiovinao
Izahay izao no zaza tononkira.serasera.org aqgdxx nania, velona noho ny fitia
Na mpanota aza tsy natosikao, isaorana anie ny Anaranao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BITSIKA MandrosezaVisites : 594
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raveloson195
Date : 05/05/2024 11:15