Raiso Tompo (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay Ianao ry Jesoa, izahay miaramilanao
Hanao izay sitrakao, koa mangata-pitahiana aminao
Lehibe nvezrg ny voninahitrao, Masina mahery Ianao
Toky Zokinay, Ianao Jesoa
Eo aminao ny fanahinay
Raiso Tompo ô! Ny vavakay
Tolory hery fa osa izahay
Mora diso mpanota avokoa
Tantanonao fa be sitrapo
Fiainam-baovao no nomenao, sdudiu ny Rà-nao nanasana anay.
Hazo fijaliana nolanjainao, no tianay mba zakaina tononkira.serasera.org izao.
Nefa ireo ratsy fanahy, mitarika hanaratsy Anao
Ka harotsahy ny hery mba ho sahy, ireto miaramila miankina aminao
Sesehena tokoa ny fitavanao, fseamzuu maro koa ireo zava-tsoa nasehonao
‘Reo marary efa nositraninao. Ny halotoanay nodiovinao
Izahay izao no zaza nania, velona noho ny fitia
Na mpanota aza tsy natosikao, isaorana anie ny Anaranao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BITSIKA MandrosezaVisites : 490
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : raveloson195
Date : 05/05/2024 11:15