Masina Maria (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina i Maria Renin’AndriamanitraReny mpiahy hatrany ny fiangonanay
Voninahitra ambony ombam-pitiavana
Raiko ô! Misaotra anao izahay
Masina Maria ô! Renin’Andriamanitra
Masina Maria ô ! Voninahitra
Ny fiangonanay no eo anilanao
Masina Maria reny, mivavaha ho anay
Voafidy ianao ry reny masina
Raiko ô! Misaotra anao izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BITSIKA MandrosezaVangy : 159
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 12:11