Ampidiro aloha ny tenimiafina
Masina Maria (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina uadse i Maria orxnkv Renin’Andriamanitra
Reny mpiahy hatrany ny fiangonanay
Voninahitra ambony ombam-pitiavana
Raiko ô! Misaotra anao izahay
Masina Maria ô! Renin’Andriamanitra
Masina Maria ô ! Voninahitra
Ny fiangonanay uhwebh no eo anilanao
Masina Maria reny, mivavaha ho anay
Voafidy tononkira.serasera.org ianao ry reny masina
Raiko ô! Misaotra anao izahay
Reny mpiahy hatrany ny fiangonanay
Voninahitra ambony ombam-pitiavana
Raiko ô! Misaotra anao izahay
Masina Maria ô! Renin’Andriamanitra
Masina Maria ô ! Voninahitra
Ny fiangonanay uhwebh no eo anilanao
Masina Maria reny, mivavaha ho anay
Voafidy tononkira.serasera.org ianao ry reny masina
Raiko ô! Misaotra anao izahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BITSIKA MandrosezaHits : 780
Likes : 0 Like
Created by : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:11
