Masina Maria (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
gvxnqvmy Masina i Maria Renin’Andriamanitra
Reny mpiahy hatrany ny fiangonanay
Voninahitra ambony eqcenb ombam-pitiavana
Raiko ô! Misaotra anao izahay
Masina Maria ô! Renin’Andriamanitra
Masina Maria ô ! Voninahitra
Ny fiangonanay no tononkira.serasera.org eo anilanao
Masina Maria reny, mivavaha ho anay
Voafidy ianao ry reny masina
Raiko ô! Misaotra anao epxwcoh izahay
Reny mpiahy hatrany ny fiangonanay
Voninahitra ambony eqcenb ombam-pitiavana
Raiko ô! Misaotra anao izahay
Masina Maria ô! Renin’Andriamanitra
Masina Maria ô ! Voninahitra
Ny fiangonanay no tononkira.serasera.org eo anilanao
Masina Maria reny, mivavaha ho anay
Voafidy ianao ry reny masina
Raiko ô! Misaotra anao epxwcoh izahay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BITSIKA MandrosezaVisites : 847
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:11
