Iray (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy tojo rivotra mahery, ity sambo kelinay manjeny toa very
Miandrandra tanjona mba hitodiana kanefa toa mangeja ny hakiviana
Soa fa nisy Ianao ry Ray be indra-fo hanova ny tononkira.serasera.org adin-tsaina mampamoy fo
Ianao no handrindra ireo misara-bazana ka hiara-hisalahy tsy hifampitazana
Soa fa nisy Ianao, eny misy, ary hisy...handrindra ireo misara-bazana
Ny teninao ry Jesoa no harahinay, ho vala tokana, ho mpiandry ondry iray
Tolory saina hendry ireo nania, handré ny feonao miantso hoe avia
Ny eritreritray mba ovay, wltzrvz hahay hanetry yfayrq tena toy izay nataonao
Hiezaka izahay ny handefitra, raha izany no haharava vxjotn ny efitrefitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BITSIKA MandrosezaVisites : 698
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:07