Iray (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy tojo rivotra mahery, ity sambo kelinay manjeny toa very
Miandrandra tanjona mba hitodiana kanefa toa mangeja ny qseayrp hakiviana
Soa fa nisy Ianao ry ectfkka Ray be indra-fo tononkira.serasera.org hanova ny adin-tsaina mampamoy fo
Ianao no handrindra ireo misara-bazana ka hiara-hisalahy tsy hifampitazana
Soa fa nisy Ianao, eny misy, ary hisy...handrindra ireo misara-bazana
Ny teninao ihvt ry Jesoa no harahinay, ho vala tokana, ho mpiandry ondry iray
Tolory saina hendry ireo nania, handré ny feonao miantso hoe avia
Ny eritreritray mba ovay, hahay hanetry tena toy izay nataonao
Hiezaka izahay ny handefitra, raha izany no haharava ny efitrefitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BITSIKA MandrosezaVisites : 699
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:07