Iray (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indrisy tojo rivotra mahery, ity sambo kelinay manjeny toa very
Miandrandra tanjona mba hitodiana kanefa toa rkwgvud mangeja ny hakiviana
Soa fa nisy Ianao ry Ray be indra-fo hanova ny adin-tsaina mampamoy fo
Ianao no handrindra ireo tononkira.serasera.org misara-bazana ka hiara-hisalahy tsy ipkcfu hifampitazana
Soa fa nisy Ianao, eny misy, ary hisy...handrindra ireo misara-bazana
Ny teninao ry Jesoa no harahinay, ho vala tokana, ho mpiandry ondry iray
Tolory saina hendry ireo nania, handré ny feonao miantso hoe avia
Ny eritreritray mba ovay, hahay hanetry tena toy izay nataonao
Hiezaka izahay ny handefitra, raha izany gtqx no haharava ny efitrefitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BITSIKA MandrosezaVisites : 603
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:07