Ianao (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mideza sy malama ny làlanay etyKa Ianao no antenaina hanilo sy hanitsy izany dia
Maro be ireo sedra nandrendrika ny fo
Ka Ianao no hinoako hampahery, hampitraka indray ny loha
Ianao ry Jesoa ô! Ianao no tsy mandao
Ianao no tsy mahasaraka
Ianao no tsy mahafoy
Fa manjohy ahy hatrany hatrany
Raha sembain-drahona ilay masoandro mibaliaka
Ny fitiavanao no iriako hanafana (sy) hanaisotra ny hatsiaka
Ka ny fanantenako, ny finoako, ny fitiavako
No entiko handresy lahatra ny fahavaloko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BITSIKA MandrosezaVangy : 168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 12:16