Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ianao (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mideza evbo sy malama ny làlanay ety
Ka Ianao no antenaina hanilo sy hanitsy irkbas izany dia
Maro be ireo sedra nandrendrika ny fo
Ka Ianao no hinoako hampahery, hampitraka indray ny loha
Ianao ry Jesoa ô! Ianao no tsy mandao
Ianao no tsy mahasaraka
Ianao no tsy mahafoy
Fa manjohy ahy hatrany hatrany
Raha sembain-drahona eumd ilay masoandro mibaliaka
Ny fitiavanao no iriako hanafana (sy) hanaisotra ny hatsiaka
Ka ny fanantenako, ny finoako, tononkira.serasera.org ny fitiavako
No entiko handresy lahatra ny fahavaloko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BITSIKA MandrosezaVisites : 603
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:16