Ianao (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mideza sy malama ny làlanay ety
Ka Ianao no antenaina hanilo sy hanitsy izany dia
Maro be ireo sedra nandrendrika ny fo
Ka qpxqyjzu Ianao no hinoako hampahery, hampitraka indray ny loha
Ianao ry Jesoa ô! Ianao no tsy mandao
Ianao no tsy mahasaraka
Ianao no tsy mahafoy
Fa manjohy tononkira.serasera.org ahy hatrany mzmdk hatrany
Raha sembain-drahona ilay masoandro mibaliaka
Ny fitiavanao no iriako hanafana (sy) hwqk hanaisotra ny hatsiaka
Ka ny fanantenako, ny finoako, ny fitiavako
No entiko handresy lahatra ny fahavaloko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BITSIKA MandrosezaHits : 520
Likes : 0 Like
Created by : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:16