ANIO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio
aho tsy hangina fa tononkira.serasera.org hiantso
Tsy hiato
Mba hanako
Fa ny masoko nahita ny harena
Famonjena, izay nomenao
Be xxlrqcei ny usrq toky izay nomen’ny Ray ho ahy
Ka izaho ankehitriny tsy manahy
Fa ny lalana hombako dia mazava
Ny tahotra misakana efa rava
Fitiavana tsy lany avy amin-dRaiko
No antenaiko sy lalaiko
Lovabe ka tsy ho tapitra intsony rkakgg fa hamony.

--------
Lien: