HO ANAO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay mandre ny teny soa
Mahafaly, intutcr avy t@’I Jesoa
Mitory, sady manambara hoe:
Ho avy ofrt indray izao izy tononkira.serasera.org hamonjy anao
Fiverenana :
Fa efa nanomana fiainam-baovao
Izy mba ho ahy sy ho anao
Ary mifona sy mitalaho
Mba ho ahy sy ho anao.
Ka miomàna faingana ianao
Ovay re, ny toetra tsy dwjik mendrikao
Ka maneke ny sitrapon’I Ray
Ray be fiantra, tena tia anao.
Mahafaly, intutcr avy t@’I Jesoa
Mitory, sady manambara hoe:
Ho avy ofrt indray izao izy tononkira.serasera.org hamonjy anao
Fiverenana :
Fa efa nanomana fiainam-baovao
Izy mba ho ahy sy ho anao
Ary mifona sy mitalaho
Mba ho ahy sy ho anao.
Ka miomàna faingana ianao
Ovay re, ny toetra tsy dwjik mendrikao
Ka maneke ny sitrapon’I Ray
Ray be fiantra, tena tia anao.
--------
Lien:
