ANIO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio
aho tsy hangina fa hiantso
Tsy hiato
Mba hanako
Fa ny masoko nahita ny harena
Famonjena, tononkira.serasera.org izay nomenao
Be ny toky izay nomen’ny Ray ho ahy
Ka izaho ankehitriny tsy manahy
Fa ny lalana hombako dia mazava
Ny tahotra misakana efa rava
Fitiavana tsy lany avy amin-dRaiko
No antenaiko vszwabxp sy lalaiko
Lovabe ka tsy ho tapitra intsony ytcvp ppuusj fa hamony.
aho tsy hangina fa hiantso
Tsy hiato
Mba hanako
Fa ny masoko nahita ny harena
Famonjena, tononkira.serasera.org izay nomenao
Be ny toky izay nomen’ny Ray ho ahy
Ka izaho ankehitriny tsy manahy
Fa ny lalana hombako dia mazava
Ny tahotra misakana efa rava
Fitiavana tsy lany avy amin-dRaiko
No antenaiko vszwabxp sy lalaiko
Lovabe ka tsy ho tapitra intsony ytcvp ppuusj fa hamony.
--------
Link:
