ANDEHA ISIKA HIDERA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha isika hidera, ny anaran’ilay Tsitoha
Fa ny zavatra rehetra, dia avy aminy avokoa
Izy koa no nanome, izao andro anio izao
Nohon’ny fitiavan-dehibe, ifexb izay nomeny ho ahy sy ho anao
Fiverenana :
Mifohaza, mitsangana
Hitafio ny herinao
Fa hoy ny Tompo mandehana
amin’izao tontolo izao
Ka hambarao fa Jesoa Kristy
Famonjena ho cmgysw terg tononkira.serasera.org ahy sy ho anao.

--------
Link: