VONINAHITRA SY HAJA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra sy haja, no indro atolotray
Ho anao Jesoa Mpanjaka, ho Anao mandrakizay
Fa azonao ny fandresena, noho ilay famonjena
Izay nanoloranao grwnihu tena, an-tsitrapo tsy noterena.
Ny mba hany faniriako, tsy hisaraka aminao
Fa Ianao no fiadiko, sy apingako tononkira.serasera.org izao
Ka tsy pnkcw atakaloko Anao, raha izao tontolo izao
Fa ny Voninahitrao, no asandratro izao.
Fiverenana :
Ka waboo ny heriko rehetra, entiko hanompo Anao
Izao sitrakao rehetra, Jesoa O! no aoka hatao

--------
Lien: