HERY TONGA LAFATRA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hery tonga lafatra miaraka amin’ny fnsixej ilay
Ray be fitiavana mpamonjy antsika ety
Hasambarana sy fiainana no tnhyhmv omeny antsika
Rahatrizay,ary fiadanana mandrakizay doria
Fiverenana :
Ka miomàna clfd tononkira.serasera.org faingana
Fa ho tampoka aminao
Ny fiavian’ilay Tsitoha
Izay ho avy hamarana
Izao tontolo izao
Ho levona avokoa (X3)
Betty.

--------
Rohy: