ANIO (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio
aho laulgkj tsy hangina fa hiantso
Tsy hiato
Mba hanako
Fa ny masoko nahita ny harena
Famonjena, izay nomenao
Be ny toky izay ofivjz nomen’ny Ray ho ahy
Ka izaho ankehitriny tsy manahy
Fa ny lalana hombako dia mazava
Ny tahotra misakana efa hthqb rava
Fitiavana tsy lany avy amin-dRaiko
No tononkira.serasera.org antenaiko sy lalaiko
Lovabe ka tsy ho tapitra intsony fa hamony.

--------
Lien: