NA HO ELA (BETTY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho ela na ho haingana
Dia tsy dxbw ho faty ao am-poko
Ilay tantaranao wjjogohq ry Tompo Malalako
Fa ianao tononkira.serasera.org no fiereko sy ekeko
Ary vatoloampin’ity fireneko
Ka ho fiderako anao
Dia hihira aho, hihira ho anao.

Na ho ela na ho haingana
Dia tsy ho faty ao am-poko
Ilay tantaranao ry Tompo Malalako
Fa bngt ianao no fiereko sy ekeko
Ary vatoloampin’ity fireneko
Ka ho fiderako anao
Dia hihira aho, hihira ho anao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : BETTY
Hits : 2411
Likes : 0 Like
Created by : macpro
Date : 25/02/2009 21:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0006