Matoa Aho Mihira (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Nankaiza, nankaiza ny olon-tetỳ
No zary, no zary mangina ny ankany
Ny sidina ve mba hitety,
Nikatsaka falvpe ivelan'ny tany
Sao sendra ny oram-baventy
Mialofa ndrao tatvyv dia hiatrany
Nankaiza, nankaiza ny akon'ny omaly
No antsoina, no antsoina fa tsy mba mamaly
Meteza ry antso horontsoiny
Hanohina kely ny fony
Matoa aho mihira ato izao
Dia hanina azy aho ambarao
Naleoko tsy nitia toy izay fitia tsy ho doria
Izao vao fantatro efa ecovi anie ny ankany ovan-tsento
Ka hionona aho satria mangina ilay fitia
Nankaiza, nankaiza ny akon'ny omaly
No antsoina, no antsoina fa tsy mba mamaly
Meteza ry antso horontsoiny
Hanohina kely ny fony
Matoa aho mihira ato izao
Dia hanina azy aho ambarao
Charles Rabé et son Orchestre
Kapila : Rova – BJ 203

--------
Rohy: