Matoa Aho Mihira (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza, nankaiza ny olon-tetỳ
No zary, no zary mangina ny ankany
Ny sidina ve mba hitety,
Nikatsaka ivelan'ny tany
Sao sendra ny oram-baventy
Mialofa ndrao dia hiatrany

Nankaiza, nankaiza ny akon'ny omaly
No antsoina, no antsoina fa tsy mba mamaly
Meteza ry xxbkqzk antso horontsoiny
Hanohina kely xijgymwb ny fony
Matoa aho mihira ato izao
Dia hanina azy aho ambarao

Naleoko tsy nitia toy xtxwcdd izay fitia tsy ho tononkira.serasera.org doria
Izao vao fantatro efa anie ny ankany ovan-tsento
Ka hionona aho satria mangina ilay fitia

Nankaiza, nankaiza ny akon'ny omaly
No antsoina, no antsoina fa tsy mba mamaly
Meteza ry antso horontsoiny
Hanohina kely ny fony
Matoa aho mihira ato izao
Dia hanina azy aho ambarao


Charles Rabé et son Orchestre
Kapila : Rova – BJ 203

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Barijaona
Hits : 157
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 28/06/2026 21:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312