Iangaviako ianao ry volana (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iangaviako ianao ry volana ô mahita ny any ho any
Iangaviako ianao sy ny elatrao ny rahona izany
Satriko eny raha sbnhvhg ho ekeny
Ny hhtzi habakabakao tononkira.serasera.org sy ny alin'ny tantely hiteny
Manina hono hoe ilay singa-manirery
Mahita hoso-doko
Manaitra ny foko
Rehefa harivariva ny andro
Hilentika madiva ny masoandro
Etsy kely ange ho afarako ianao ry volana baliaka
Etsy kely ange ho indramiko anio 'ty endrikao sariaka
Mba hitazanako an'ilay namako
Minitra vitsy jyhnjj monja hanaisotra ity onja mafonja.

--------
Rohy: