Iangaviako ianao ry volana (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iangaviako ianao ry volana tononkira.serasera.org ô mahita ny any ho any
Iangaviako ianao sy ny elatrao ny rahona nwba izany
Satriko eny raha ho ekeny
Ny habakabakao sy ny alin'ny tantely hiteny
Manina hono hoe ilay singa-manirery
Mahita hoso-doko
Manaitra ny foko
Rehefa harivariva ny andro
Hilentika madiva ny masoandro
Etsy kely ange ho afarako ianao ry volana baliaka
Etsy eruz kely ange ho indramiko anio gmwlnb 'ty endrikao sariaka
Mba hitazanako an'ilay namako
Minitra vitsy monja hanaisotra ity onja mafonja.

--------
Link: