Mifona (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ray ô mifona aho noho reo ratsy vitako
Miaky fa nandika ny cyme didinao, ny didinao
Avelao ny wumtp heloko na ny hita na ny tsy hita
Ka mamindra fo Jesoa ô fa te ho olom-baovao
Ref :
Jesoa ô diovy aho amin’ny pnjwxfh ranao dia hadio
Sasao madio ho fotsy mangatsakatsaka
Raha hoy ianao ny fanao ratsy dia fadio
Dia hiezaka aho mba tsy hosolafaka
2/fanahy tononkira.serasera.org ô ! aoka hionona ny fahatezeranao
Aza ilaozanao re fa ory ny fanahiko
Miangavy Tompo ô ! ovay ny fihevitrao
Avelao ny heloko io no angatahiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 726
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 15:34