hizara fiainana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry namako ô andeha hizara fiainanaFa ny tena fiainana, fanazavana ny olona
Iza indray ary no hany azo itarainana
Fa tsy isika izay fanjakampisorona
Andeha ary hitory ny teny fikasana
Hilaza fiainana ao amin'i Jesoa irery ihany
Aza tia tena na koa mihanahana
F'izany anie no antom-pisianao eto antany
Efa nahazo maimaimpoana ianareo
Ka mizara toy izany amin'ny hafa koa
Maro no miantsoantso hoe avia jereo
Izarao fiainana fa mafy ny manjo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 474
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 14:42