Mifona (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ray ô mifona aho noho reo ratsy vitakoMiaky fa nandika ny didinao, ny didinao
Avelao ny heloko na ny hita na ny tsy hita
Ka mamindra fo Jesoa ô fa te ho olom-baovao
Ref :
Jesoa ô diovy aho amin’ny ranao dia hadio
Sasao madio ho fotsy mangatsakatsaka
Raha hoy ianao ny fanao ratsy dia fadio
Dia hiezaka aho mba tsy hosolafaka
2/fanahy ô ! aoka hionona ny fahatezeranao
Aza ilaozanao re fa ory ny fanahiko
Miangavy Tompo ô ! ovay ny fihevitrao
Avelao ny heloko io no angatahiko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 373
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 15:34