Kristy Mpanjakako (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Kristy o Mpanjakako
Ny foko ho reqhw Anao
Ny feoko hasandratro
Hihira ho Anao

2-Mba raiso ny fanahiko
Hanao ny ljlqe sitraka0
Ny tenako, ny heriko
Dia ento ho Anao

3-Ny tongotro, tononkira.serasera.org ny tanako
Hiasa ho Anap,
Ny androko, ny volako
Omeko ho gghwnw Anao

4-Izaho dia tsy mendrika
Anao ry Tompo ol
Kanefa re mba raisonao
Ny foko ho Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : azofi fjkm ambohipo
Hits : 848
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 15:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313