Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nateraka indray (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NATERAKA INDRAY
Indro ianao efa nateraka indray
Dia ario ny fomban’ity tany ity
Ireo rlgv zava-poana namitaka tsy hay
Satria ianao natsangan’i Kristy
2/ Aza averina intsony ireo lasa tononkira.serasera.org taloha
Fa aoka ho whkatp eisw feno fanantenana
Meteza hiova ary aoka hifoha
Fa Kristy hanoro izay hombana
Ref: Koa aoka ianao mba tsy hiahiahy
Fa mifalia aza asiana fandavana
Fa angataho hanampy ny Fanahy
Ary aza hadino ataovy ambony ny fitiavana
Indro ianao efa nateraka indray
Dia ario ny fomban’ity tany ity
Ireo rlgv zava-poana namitaka tsy hay
Satria ianao natsangan’i Kristy
2/ Aza averina intsony ireo lasa tononkira.serasera.org taloha
Fa aoka ho whkatp eisw feno fanantenana
Meteza hiova ary aoka hifoha
Fa Kristy hanoro izay hombana
Ref: Koa aoka ianao mba tsy hiahiahy
Fa mifalia aza asiana fandavana
Fa angataho hanampy ny Fanahy
Ary aza hadino ataovy ambony ny fitiavana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 783
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 15:30
