Tsy maintsy ho efainy (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy maintsy ho efainy e ! ho efainy e !
Tsy maintsy ho eykgvmb efainy ny teniny amin’ireo zay mino

1/ Eeeee !! sambatra ianao zay mino tononkira.serasera.org
Fa ho efain’i Tompo aminao ny teniny, eee
Na mandeha lalana sarotra ianao, miatrika ady mahamay
Eo foana izy mitsinjo, mitantana anao, ka raha mino ianao de…

2/ Fa tsy maintsy ho efainy e, ny teny nampanantenainy e !
Hoe zay mino azy e, hanampiadanana a
Na tapi(dalana tsy misy haleha izao tontolo jscnhuhc izao e
Hafa iany e, ny manana kqbwzs an’i Jesosy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipo
Vangy : 786
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 15:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1013