Mifona (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ray ô mifona aho noho reo ratsy vitako
Miaky fa nandika ny didinao, qfyf aoxblhki ny didinao
Avelao ny heloko na ny hita mwdpks na ny tsy hita
Ka mamindra fo Jesoa ô fa te ho olom-baovao
Ref :
Jesoa ô diovy aho amin’ny ranao dia hadio
Sasao madio ho fotsy mangatsakatsaka
Raha hoy ianao ny fanao ratsy dia fadio
Dia hiezaka aho mba tsy hosolafaka
2/fanahy ô ! tononkira.serasera.org aoka hionona ny fahatezeranao
Aza ilaozanao re fa ory ny fanahiko
Miangavy Tompo ô ! ovay ny fihevitrao
Avelao ny heloko io no angatahiko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 835
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 15:34