Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitiavana fahamasinana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
psixyry
Fitiavana tononkira.serasera.org no hery, hanaronana ota maro
Antsitrapo tsy antery, fifankahalana atsaharo
Ny fitiavan'i Jesoa no iaino isanandro,
Ka aoka samy hifanasoa, dia hibaliaka ilay masoandro
Fitiavana fahamasinana
Antoky ny fahombiazana
Ny fiakarana ho fidinana
Ho lonaka ny tany ngazana
Fahamasinana no toetra, handresena an'i satana
Zovy ary no hanjoretra raha miala fahotana
Aoka ho masina isika, mba hiraisana amin'i cctagbx Tompo
F'izay tsy manam-pahamasinana, tmoiwk ny olana hihamitombo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 679
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 14:38