Tsara sy soa (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mbzvzk Tsara sy soa ny fiainana anilan-dRay
Fa misy azo hitarainana raha mahamay
Tsy misy afa-mandrombaka 'reo fahavalo
Satria Mpiaro azo antoka Ilay niantso
Satriko hoe eo mandrakariva
Na mifaly na koa misedra fahoriana
Tsisy fetra ny fiderako
Ka lazaiko fa Izy Tompo sy Mpiaro
Raha eo tokoa eo anilan-dRay Tsitoha
Madio ny fo sy fisainana anilan-dRay
Fa lo ny fomba fiainana raha lavitr'Azy
Tiako raha Izy no miady ho ahy ety an-tany
Satria re tsy nofo aman-drà izany ady izany
(Satriko ho eo hrutcfi mandrakariva
Na mifaly na koa misedra fahoriana
Tsisy fetra ny fiderako
Ka jyyiswk lazaiko fa Izy Tompo tononkira.serasera.org sy Mpiaro
Raha eo tokoa eo anilan-dRay Tsitoha)x 2
A/C: Lalaina Davidson
Fa misy azo hitarainana raha mahamay
Tsy misy afa-mandrombaka 'reo fahavalo
Satria Mpiaro azo antoka Ilay niantso
Satriko hoe eo mandrakariva
Na mifaly na koa misedra fahoriana
Tsisy fetra ny fiderako
Ka lazaiko fa Izy Tompo sy Mpiaro
Raha eo tokoa eo anilan-dRay Tsitoha
Madio ny fo sy fisainana anilan-dRay
Fa lo ny fomba fiainana raha lavitr'Azy
Tiako raha Izy no miady ho ahy ety an-tany
Satria re tsy nofo aman-drà izany ady izany
(Satriko ho eo hrutcfi mandrakariva
Na mifaly na koa misedra fahoriana
Tsisy fetra ny fiderako
Ka jyyiswk lazaiko fa Izy Tompo tononkira.serasera.org sy Mpiaro
Raha eo tokoa eo anilan-dRay Tsitoha)x 2
A/C: Lalaina Davidson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 756
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 15/11/2022 12:53
