Tsara sy soa (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara sy soa ny fiainana anilan-dRay
Fa misy azo hitarainana brwyns raha mahamay
Tsy misy afa-mandrombaka 'reo fahavalo
Satria Mpiaro azo antoka Ilay niantso
Satriko hoe eo mandrakariva
Na mifaly na koa misedra fahoriana
Tsisy fetra ny fiderako
Ka lazaiko fa Izy Tompo sy Mpiaro
Raha eo tokoa eo anilan-dRay Tsitoha
Madio ny fo sy fisainana anilan-dRay
Fa lo ny fomba fiainana raha lavitr'Azy
Tiako raha Izy no miady ho ahy ety an-tany
Satria chnsqwlf re tsy tononkira.serasera.org nofo aman-drà izany ady izany
(Satriko ho eo mandrakariva
Na mifaly na koa misedra fahoriana
Tsisy fetra ny fiderako
Ka lazaiko cczy fa Izy Tompo sy Mpiaro
Raha eo tokoa eo anilan-dRay Tsitoha)x 2
A/C: Lalaina Davidson
Fa misy azo hitarainana brwyns raha mahamay
Tsy misy afa-mandrombaka 'reo fahavalo
Satria Mpiaro azo antoka Ilay niantso
Satriko hoe eo mandrakariva
Na mifaly na koa misedra fahoriana
Tsisy fetra ny fiderako
Ka lazaiko fa Izy Tompo sy Mpiaro
Raha eo tokoa eo anilan-dRay Tsitoha
Madio ny fo sy fisainana anilan-dRay
Fa lo ny fomba fiainana raha lavitr'Azy
Tiako raha Izy no miady ho ahy ety an-tany
Satria chnsqwlf re tsy tononkira.serasera.org nofo aman-drà izany ady izany
(Satriko ho eo mandrakariva
Na mifaly na koa misedra fahoriana
Tsisy fetra ny fiderako
Ka lazaiko cczy fa Izy Tompo sy Mpiaro
Raha eo tokoa eo anilan-dRay Tsitoha)x 2
A/C: Lalaina Davidson
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 855
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tsikinavalona
Date : 15/11/2022 12:53
