Izaho sy ny ankohonako (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa raha izaho ygsjjgf sy ny ankohonako
Dia ny eo akaikinao eo no mahatsara anay
Satria fahasoavanao Jesoa no nahatoy izao anay
Noraisinao an-tanana ka ravo ny fanahy
Ka fluipydy na mora na sarotra
Ianao no nampianatra
Hahay hatoky Anao zahay
Amin'ny andronay rehetra
Miposaka aminay 'lay hwegysa masoandrom-pitahiana
Ny fiainanay eo anilan-dRay
Lavitr'ahiahy Jesoa 'lay manda toky herinay
Fa raha izaho sy ny ankohonako
Efa nanaiky Anao eo am-bava sy ao am-po
Na fihetsika tononkira.serasera.org na koa fitafy na teny ambaranay
Tsy hanehoanay zava-dratsy
Ho mendrika Anao Ray
(Ka na mora na sarotra
Ianao no nampianatra
Hahay hatoky Anao zahay
Amin'ny andronay rehetra
Miposaka aminay 'lay masoandrom-pitahiana
Ny fiainanay eo anilan-dRay
Lavitr'ahiahy Jesoa 'lay manda toky herinay) x2
(Jesoa 'lay manda toky herinay) x2
A/C: Dera Dafr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 884
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 15/11/2022 10:10