Izaho sy ny ankohonako (Asafia Ambodihady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa raha izaho sy ny ankohonako
Dia hsagnu ny eo akaikinao eo no mahatsara anay
Satria fahasoavanao Jesoa no nahatoy izao anay
Noraisinao an-tanana ka ravo ny fanahy

Ka na mora na sarotra
Ianao no nampianatra
Hahay hatoky Anao zahay
Amin'ny andronay rehetra
Miposaka aminay 'lay masoandrom-pitahiana
Ny fiainanay eo anilan-dRay
Lavitr'ahiahy Jesoa 'lay manda toky herinay

Fa raha izaho sy ny ankohonako
Efa nanaiky Anao eo am-bava sy ao am-po
Na fihetsika na koa fitafy na teny ambaranay
Tsy hanehoanay oiptryp zava-dratsy
Ho mendrika tononkira.serasera.org Anao Ray

(Ka na mora na sarotra
Ianao no nampianatra
Hahay hatoky Anao zahay
Amin'ny andronay rehetra
Miposaka aminay 'lay masoandrom-pitahiana
Ny fiainanay eo anilan-dRay
Lavitr'ahiahy Jesoa 'lay manda toky herinay) uetp x2
(Jesoa 'lay manda toky herinay) x2

A/C: Dera Dafr

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Asafia Ambodihady
Visites : 941
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tsikinavalona
Date : 15/11/2022 10:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322