Ianareo no vavolombelona (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Fa ianareo teto Amiko hatramin'izay
Ka niombom-peo sy nankato
Fa tia ny Ray) x2
Vavolombelona hanambara tononkira.serasera.org
Fa tena misy izay voalaza
Hobio Jesoa hobio Jesoa
Torio ireo teny soa
Vavolombelona hanambara
Fa scyftdim tena misy izay voalaza
Tsara tokoa tsara tokoa
Mamin'ny fo 'lay Jesoa
(Inona moa no ataonareo mihoatr'ireny
Hamafy soa, adrsosr hiasa koa, hitory teny) x2
Vavolombelona hanambara
Fa tena misy izay voalaza
Hobio Jesoa hobio Jesoa
Torio ireo teny soa
Tsara tokoa tsara tokoa
Mamin'ny fo 'lay Jesoa
OooH...
A/C: Lalaina Davidson
tghdneg
Ka niombom-peo sy nankato
Fa tia ny Ray) x2
Vavolombelona hanambara tononkira.serasera.org
Fa tena misy izay voalaza
Hobio Jesoa hobio Jesoa
Torio ireo teny soa
Vavolombelona hanambara
Fa scyftdim tena misy izay voalaza
Tsara tokoa tsara tokoa
Mamin'ny fo 'lay Jesoa
(Inona moa no ataonareo mihoatr'ireny
Hamafy soa, adrsosr hiasa koa, hitory teny) x2
Vavolombelona hanambara
Fa tena misy izay voalaza
Hobio Jesoa hobio Jesoa
Torio ireo teny soa
Tsara tokoa tsara tokoa
Mamin'ny fo 'lay Jesoa
OooH...
A/C: Lalaina Davidson
tghdneg
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 723
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 15/11/2022 10:18
