Ny HERINAO (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andriamanitra ôh izao hira izao
No anehoako izany herinao
Ny hatsaranao miahy ity mpanomponao
Saotra rvrsiz eh , no atolotro Anao
Refrain tononkira.serasera.org
Fa ny herinao Jesosy ôh no mampatanjaka ahy
Ny Tananao irery ihany no afaka hiaro ahy
Ka na sarotra sy mafy yjwrxf aza ny ady ety
Sambatra aho fa eo Jesoa Kristy
2- Fa Ianao tsy handao suoagt sanatria
Na mafy aza izany ady ety
Ny tananao mitantana dia
Saotra eh , no atolotro Anao
Refrain ........
No anehoako izany herinao
Ny hatsaranao miahy ity mpanomponao
Saotra rvrsiz eh , no atolotro Anao
Refrain tononkira.serasera.org
Fa ny herinao Jesosy ôh no mampatanjaka ahy
Ny Tananao irery ihany no afaka hiaro ahy
Ka na sarotra sy mafy yjwrxf aza ny ady ety
Sambatra aho fa eo Jesoa Kristy
2- Fa Ianao tsy handao suoagt sanatria
Na mafy aza izany ady ety
Ny tananao mitantana dia
Saotra eh , no atolotro Anao
Refrain ........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 354
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 20:13
