Ny HERINAO (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andriamanitra ôh izao hira izao
No anehoako izany herinao
Ny hatsaranao miahy ity mpanomponao
Saotra eh , no atolotro Anao
Refrain
Fa ny herinao Jesosy tononkira.serasera.org ôh no mampatanjaka ahy
Ny Tananao irery ihany no afaka hiaro ahy
Ka na sarotra sy mafy pjfqd aza ny ady ety
Sambatra aho fa eo Jesoa Kristy
2- Fa Ianao tsy handao sanatria
Na mafy rbgc aza izany ady ety
Ny tananao mitantana dia
Saotra eh , no atolotro Anao mxxkqyo
Refrain ........
No anehoako izany herinao
Ny hatsaranao miahy ity mpanomponao
Saotra eh , no atolotro Anao
Refrain
Fa ny herinao Jesosy tononkira.serasera.org ôh no mampatanjaka ahy
Ny Tananao irery ihany no afaka hiaro ahy
Ka na sarotra sy mafy pjfqd aza ny ady ety
Sambatra aho fa eo Jesoa Kristy
2- Fa Ianao tsy handao sanatria
Na mafy rbgc aza izany ady ety
Ny tananao mitantana dia
Saotra eh , no atolotro Anao mxxkqyo
Refrain ........
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 353
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 20:13
