Ny HERINAO (Asafa KTLM Benivary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andriamanitra ôh izao hira izao
No anehoako izany herinao
Ny hatsaranao miahy ity mpanomponao
Saotra eh , no atolotro Anao

Refrain
Fa ny herinao Jesosy ôh no mampatanjaka ahy
Ny Tananao irery ihany no afaka hiaro ahy
Ka na sarotra sy mafy aza ny ady ety
Sambatra aho fa eo Jesoa Kristy

2- Fa Ianao tsy handao sanatria
Na mafy aza izany ady ety
Ny tananao mitantana dia
Saotra eh , no atolotro Anao

Refrain ........
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Asafa KTLM Benivary
Hits : 152
Likes : 0 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 20:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0813