Miomàna re (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha izao oshtv tontolo izao ho rava tononkira.serasera.org ho potika tsy misy haharitra eto satria dia hody vovoka
Refrain
Efa akaiky ny Farany mivonona re
Sao ka hanenina raha ho any an'AFO-BE
MIOMANA RE
2- Zao hita rehetra izao na mamiratra tokoa
Tsy haharitra eto mandrakizay fa ho mmdczb potika avokoa
Ka ario ireo hadalana qfzlvgcm hialao fa tsy mahasoa
Jesosy Tompo ihany no hitondra Am-paradisa soa
Refrain......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 490
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:52