Miomàna re (Asafa KTLM Benivary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha izao tontolo izao ho rava ho potika tsy misy haharitra jues eto satria dia hody vovoka

Refrain
Efa akaiky ny xcmagckb Farany mivonona re
Sao agfuqdx ka hanenina raha ho any an'AFO-BE
MIOMANA RE

2- Zao hita rehetra izao na mamiratra tokoa
Tsy haharitra eto mandrakizay fa ho potika avokoa
Ka ario ireo hadalana hialao fa tsy mahasoa
Jesosy Tompo tononkira.serasera.org ihany no hitondra Am-paradisa soa


Refrain......

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Asafa KTLM Benivary
Hits : 391
Likes : 0 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314