Miomàna re (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha izao gqpmk tontolo izao ho rava ho potika tsy misy haharitra eto satria dia hody vovoka
Refrain
Efa akaiky ny Farany mivonona re
Sao ka hanenina raha ho any an'AFO-BE
MIOMANA RE
2- Zao hita rehetra izao na mamiratra tokoa
Tsy haharitra eto mandrakizay fa ho potika avokoa
Ka ario ireo hadalana hialao fa hfmnr tsy mahasoa
Jesosy Tompo ihany no hitondra tgbo Am-paradisa soa
Refrain...... tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 389
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:52