Miandry anao (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry namako ôh, nahoana no miodina loatra ianao
Maniasia, mandositra loatra ny tavan'Ilay Mpamonjy
Naleonao nandia lalandiso tsy mendrika anao
Manimba anao, hanenina anie any aoriana
Refrain
(Efa ela no niandry) Efa ela anie, efa jbgcw ela ny Ray no niandry ano
(Mbola manantena) Mbola manantena ny mba hiverenanao
(Tsy sasatra Izy eh) Ary tsy mba sasatra izy mamindra fo
(Miandry anao) Miandry anao, miandry anao Ilay Ray Tsitoha
Lyrics
Namako, malahelo anao loatra ny Tomponao
Onena anao Izy, ary mitomany satria tsy mahafoy anao
Tsy tantiny ny mahita anao tsy eo Aminy
Ary tena sitrany ny hiverenanao indray
Ka anio ary, ny Tompo dia miteny aminao
Mibitsibitsika ao anaty fonao ao Izy
Fa fitiavana lehibe dia tononkira.serasera.org lehibe no anton'izao fiantsoany detj xgfdr anao izao
Ka raha sitrakao dia miverena fa ny Tompo MIANDRY ANAO
Refrain........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 401
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:25