Miandry anao (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry namako ôh, nahoana no miodina loatra ianao
Maniasia, mandositra loatra ny tavan'Ilay Mpamonjy
Naleonao nandia lalandiso tsy mendrika anao
Manimba tononkira.serasera.org anao, hanenina anie any aoriana
Refrain
(Efa ela no niandry) Efa ela anie, efa ela ny Ray no niandry ano
(Mbola manantena) Mbola manantena ny mba hiverenanao
(Tsy sasatra Izy eh) Ary tsy mba sasatra izy mamindra fo
(Miandry anao) Miandry anao, miandry anao Ilay Ray Tsitoha
Lyrics
Namako, malahelo anao loatra ny Tomponao
Onena anao Izy, ary mitomany satria tsy mahafoy anao
Tsy tantiny ny mahita anao tsy eo Aminy
Ary tena sitrany ny hiverenanao indray
Ka anio ary, tyeii ny Tompo dia miteny aminao
Mibitsibitsika ao anaty fonao kvwbxv ao Izy
Fa fitiavana lehibe dia lehibe no anton'izao fiantsoany ykrysmi anao izao
Ka raha sitrakao dia miverena fa ny Tompo MIANDRY ANAO
Refrain........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 400
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:25