Miandry anao (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry namako ôh, nahoana no miodina loatra ianao
Maniasia, mandositra loatra ny hjmb tavan'Ilay Mpamonjy
Naleonao nandia lalandiso tsy mendrika anao
Manimba anao, hanenina anie any aoriana
Refrain
(Efa ela no niandry) Efa bsjq ela anie, efa ela ny Ray no niandry ano
(Mbola manantena) Mbola manantena ny mba hiverenanao
(Tsy sasatra Izy eh) Ary tsy mba sasatra izy mamindra fo
(Miandry anao) Miandry anao, miandry anao Ilay Ray Tsitoha
Lyrics
Namako, malahelo anao loatra ny Tomponao
Onena anao Izy, ary mitomany satria tsy mahafoy anao
Tsy tantiny ny mahita anao tsy popjpcyr eo Aminy
Ary tena sitrany ny hiverenanao indray
Ka anio ary, ny Tompo dia miteny aminao
Mibitsibitsika ao anaty fonao ao Izy
Fa fitiavana lehibe dia lehibe no anton'izao fiantsoany anao izao
Ka raha sitrakao dia tononkira.serasera.org miverena fa ny Tompo MIANDRY ANAO
Refrain........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 515
Likes : 1 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:25