Jesosy Mpamonjy (Asafa KTLM Benivary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nivezivezy aho nitady izay mba mahasoa ahy
Sao lahy mba mora foana ny adiko ety
Nandany andro maro nikaro-java-tsoa
Kanefa tsy nahita afa-tsy Jesosy
Fa ........

Refrain
Jesosy, Izy Irery ihany
No afaka hamonjy amin'ny adinao ety
Izy ihany no hifikiro mafy
F'IZY xpnxxmvf ihany no afaka hamonjy anao

2- pieab Ho anao ry sakaiza Izay mbola tsy mahalala
Fantaronao anio fa Jesosy Tomponao
Eny tononkira.serasera.org Izy irery ihany no afaka hmur hamonjy
Hanafaka anao amin'ny adinao ety
Fa .........

Refrain

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM Benivary
Vangy : 360
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297