Jesosy Mpamonjy (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nivezivezy aho nitady izay mba mahasoa ahy
Sao lahy mba mora foana ny adiko ety
Nandany lxikfaok andro maro nikaro-java-tsoa
Kanefa tsy nahita afa-tsy Jesosy
Fa ........
Refrain
Jesosy, Izy Irery ihany
No afaka hamonjy amin'ny adinao ety
Izy ihany no hifikiro mafy
F'IZY ihany no afaka hamonjy anao
2- Ho anao dzch ry sakaiza Izay mbola tsy mahalala
Fantaronao anio fa Jesosy Tomponao
Eny Izy irery ihany no afaka hamonjy
Hanafaka tononkira.serasera.org anao amin'ny adinao ety
Fa .........
Refrain pvhndgu
Sao lahy mba mora foana ny adiko ety
Nandany lxikfaok andro maro nikaro-java-tsoa
Kanefa tsy nahita afa-tsy Jesosy
Fa ........
Refrain
Jesosy, Izy Irery ihany
No afaka hamonjy amin'ny adinao ety
Izy ihany no hifikiro mafy
F'IZY ihany no afaka hamonjy anao
2- Ho anao dzch ry sakaiza Izay mbola tsy mahalala
Fantaronao anio fa Jesosy Tomponao
Eny Izy irery ihany no afaka hamonjy
Hanafaka tononkira.serasera.org anao amin'ny adinao ety
Fa .........
Refrain pvhndgu
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafa KTLM BenivaryHits : 411
Likes : 0 Like
Created by : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:56
