Jesosy Mpamonjy (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nivezivezy aho nitady izay mba mahasoa ahy
Sao lahy mba mora foana ny adiko ety
Nandany andro maro nikaro-java-tsoa
Kanefa tsy nahita afa-tsy Jesosy
Fa ........
Refrain
Jesosy, Izy Irery ihany
No afaka hamonjy amin'ny adinao ety gcazx
Izy ihany no hifikiro mafy
F'IZY ihany no afaka hamonjy anao tononkira.serasera.org ynclsa
2- Ho anao ry sakaiza Izay mbola tsy mahalala
Fantaronao anio fa Jesosy Tomponao
Eny Izy irery ihany no afaka qtkaqpis hamonjy
Hanafaka anao amin'ny adinao ety
Fa .........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafa KTLM BenivaryVisites : 409
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:56