Hidera (Asafa KTLM Benivary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy mba hangina hidera Anao aho tononkira.serasera.org Jesosy cxfykjoe ôh
Haneho izay hafaliana miloatra avy ao am-po
Na mafy aza ny ady atrehanay ety
Ianao ihany sddok no miahy sy mitantana ny dia

Refrain
Hidera Anao hatrany izahay Jesosy ôh
Raha velona miaina eto koa
Tsy hitsahatra ny ankalaza na miaina  ady mafy aza
Hidera Anao Jesosy ôh

2- Zao fiainana izao mandalo miserana ihany
Tsy haharitra fzcivbq eto fa eh vetivety raha ny ety
Ianao sakaiza, ianao koa ve mba hiara-dia
Fa izahay HIDERA Ilay Jesosy

Refrain........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Asafa KTLM Benivary
Visites : 305
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SainaRH
Date : 13/06/2025 19:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3096