Hidera (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy mba hangina hidera Anao aho Jesosy ôh
Haneho izay hafaliana miloatra avy ao am-po
Na mafy aza ny ady atrehanay ety
Ianao ihany no miahy sy mitantana ny dia
Refrain
Hidera Anao hatrany izahay Jesosy klnuj ôh
Raha velona miaina eto koa
Tsy hitsahatra ny ankalaza na miaina yeil ady mafy aza
Hidera Anao Jesosy ôh
2- Zao fiainana izao mandalo miserana ihany
Tsy haharitra eto fa eh vetivety raha ny ety
Ianao sakaiza, ianao koa ve mba tononkira.serasera.org hiara-dia
Fa psyg izahay HIDERA Ilay Jesosy
Refrain........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 19:46